ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona A
Masoandro be lohataona i Kristy ka tsy mifidy olona hohasoavina Mifanojo amin’ny famaranana ny Vavaka ho an’ny Firaisan’ny Mpino ity alahady ity ary izany firaisam-po amam-panahy tokony hanentana ny Mpino izany no mbola hamafisin’i Md Paoly amin’ny vakiteny faharoa anio:…