ALAHADY FAHA 2 MANDAVAN-TAONA – TAONA A
I Kristy no Zanak’Andriamanitra velona Manohy ny famakivakiana ny andavanandrom-piainana isika amin’ny fankalazana ny Paka isan-kerinandro (izay no hevitry ny alahady), amin’ny fandinihana manokana ny halehibeazan’ny Famindram-pon’Andriamanitra izay miantso antsika ho amin’ny fibebahana lalandava. Miombom-po sy fanahy amin’ny Eglizy ao…