BATEMIN’I JESOA – TAONA A
I Jesoa natao Batemy: tandindon’ny Batemintsika Fisehoana telo no ankalazaintsika amin’ny Epifania : ny Fitsaohan’ny Majy, ny Batemin’i Jesoa ary ny Famantarana tao amin’ny Fampakaram-bady tany Kanà[1]. Mankalaza ny Batemin’i Jesoa isika androany. Nahoana no izany fety izany no hanakatonana…