EPIFANIA
Hafaliana ho antsika ny mankalaza ny fahatratrarana ny taona vaovao, hahatsiarovana fa i Kristy teraka ho antsika ankalazaintsika amin’ny Noely no ivon’ny Tantara, amin’ny fanononana ny isan’ny taona. Ho taom-pahombiazana ho antsika rehetra anie izany. Misy heviny manokana izany amin’ny…