23 ôktôbra: Fankalazana an’i Kristy Mpanavotra
Mankalaza an’i Kristy Mpanavotra ny Fianakaviam-be Trinitera ny 23 ôktôbra, Izy ilay zanaky ny Ray, nisonenika tamin’ny fiandrianana maha-Andriamanitra Azy no nilatsa-tena ho mpanompo, satria tsy afaka ny ho sambatra raha tsy mizara ny fahasambarana iombonany amin’ny Ray sy ny…