ALAHADY FAHA-29 MANDAVAN-TAONA TAONA D
Mahareta amin’ny fitahirizana ny soa omen’Andriamanitra antsika maimaim-poana. Ny Vakiteny I dia mampahatsiaro ny “ady ataon’ny Tompo amin’i Amaleka amin’ny taona mifandimby” satria naninji-tanana hanohitra ny seza fiandrianan’Andriamanitra izy ireo (Eks 17,16). Ny Amalesita moa, dia ny taranak’i Amaleka, Zanak’i…