Alahady faha-25 Taona D mandavan-taona
Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. Derao ny Tompo, ilay manandratra ny Mahantra avy ao an-jezika! Izany no Fiverenan’ny Salamo 112 setrin’ny Vakiteny, manambara indrindra ny fitiavana mameno ny fon’ilay Andriamanitra, maniry ny hiadanan’ny olombelona rehetra. Ity Salamo ity…