14 SEPTAMBRA:FANKALAZANA NY NANANDRATANA NY HAZOFIJALIANA
Ny Lakroà Masina no famantarana hiheverantsika kristianina hiavahana amin’ny hafa, ny famantaran’ny Hazofijaliana no entintsika maneho ny fiekem-pinoana (mamintina ny Mistery roa fototry ny finoana kristianina) fa Trinite Masina Andriamanitra ary ny Teny tonga nofo dia maty fa nitsangan-ko velona…