Alarobia faha-21 mandavan-taona
[Loza (οὐαί ouai) ho anareo, mila loza ianareo ry Farisianina mpihatsaravelatsihy (ὑποκριτής- hypokritès). Tohizantsika ny fandinihana ireo loza roa farany lazain’i Md Matio amin’ity toko faha-23 ity. Loza raha fisehoana ivelany ihany no heverina ho fahatsarana. Ny fasana voalalotra fotsy…