ALATSINAINY FAHA-21 MANDAVAN-TAONA
Loza (οὐαί – ouai) ho anareo ry Farisianina mpihatsaravelatsihy (ὑποκριτής – hypokritès)[1]. Tsy afaka ny hiaina ny fahamarinana izay mialokaloka ao ambadiky ny toetra na fahefan’olon-kafa, tahaka ireo mpanora-dalana sy Farisianina, miafina ao ambadiky ny lalàna mba hanafenana ny maha-izy…