ALAHADY FAHA-21 MANDAVAN-TAONA TAONA D
Fianakaviana: iray eto an-tany, iray any an-danitra isika “Tompoko, moa vitsy ihany va no ho voavonjy?” Fanontaniana manitikitika ny saintsika koa io.[1] Ny tena marina dia fitadiavana fitokisana satria raha maro ihany no ho voavonjy dia mety ho moramora no…