ALATSINAINY FAHA-20 MANDAVAN-TAONA
Ry Mpampianatra ô, inona no “tsara” (ἀγαθός– agathos) tokony hataoko mba hahazoako (ἔχω– echō) ny fiainana mandrakizay? Ao amin’i Marka (Mk 10,17-22) sy i Lioka (Lk 18,18-23): Ry mpampianatra “tsara” (ἀγαθός– agathos – tsy misy tsara ao amin’i Matio) o!…