Alahady faha-20 Taona D mandavan-taona
Tolona ambony vatolampy ny fiainana,izay manao tan-tsy vinitra no vaky loha. Te hivonona mba hitsena ny Tompo amin’ny andro hiaviany isika, ka te hanandrana ny hasambarana atokany ho an’ireo mpitandrim-pananana mahatoky sy hendry. Tsy mora anefa ny maharitra amin’izany satria…