Alahady faha-19 mandavan-taona Taona D
Manomàna vatsy sahaza ny mandrakizay. Ireo tia vavaka, taranaky ny olom-banona dia nanatitra ny sorony am-pahanginana tao an-tranony ary niara-nifanaiky ny amin’ilay Lalànan’Andriamanitra iombonan’ny olona masina na an-kasoavana na an-karatsiana ka nandredonan’izy ireo sahady ny hira fiderana fanaon’ny Razana. Somary…