ALAHADY FAHA-22 TAONA D MANDAVAN-TAONA
“Izay manetry tena no hasandratra.” Lalana mankany amin’ny fahamboniana araka izany ny fanetren-tena. Lalana mitondra mankamin’ny voninahitra ary raha mbola olombelona koa ka misaina, dia ny hampisy lanjany ny fiainany no katsahiny. Ny hoe Voninahitra manko: amin’ny teny grika…