Alatsinainy faha 16 mandavan-taona
Amin’ny fitohizan’ny evanjely anio amin’izay novakiana tamin’ny sabotsy XV (Mt 12,14-21) moa dia misy andininy vitsivitsy nodinganina mitantara ny fanasitranan’i Jesoa an’ilay azon’ny demony sady jamba no moana, ka nolazain’ny Farisianina fa amin’ny alalan’i Belzebola lehiben’ny demony no nandroahan’i Jesoa ny…