Alarobia faha 15 mandavan-taona
“Misaotra anao aho Ray ô satria…” Mialoha ny hijerena ny anton’ny hisaorana dia tsara ny mampahatsiahy fa ny teny ἐξομολογέω (exomologeô) no nadika hoe “misaotra”. Raha ny marina dia tsy fisaorana fotsiny fa filazana fa “hafa” (ex-) noho ny rehetra…