ALAHADY FAHA 14 MANDAVAN-TAONA – Taona D
MATOKIA MITORY NY EVANJELY. Aoka hiara-mientan-kafaliana amin’i Jerosalema ianareo nitomany azy… Hataon’ny tanan’ny Tompo izay hahalalan’ny mpanompony Azy, hoy i Izaia Mpaminany. Endrey ny halalin’izany teny izany. Miaritra ny mafy ny vahoaka, noho ny fahadisoam-panantenana ny amin’ny fiheverana ny voninahitr’i…