ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona D
Ny Tenin’Andriamanitra manampy antsika hifanotrona toy ny fanirin’akondro. Taorian’ireo fitantarana ny Fisehoan’ny Tompo, Epifania nanosorany antsika ho Mpanjaka, Mpisorona sy Mpaminany dia mampiditra antsika amin’ny andavanandrom-piainana ho amin’ny fiainana izany ny Tenin’Andriamanitra aroson’ny Litorjia anio. Ao amin’ny Vakiteny I dia…