25 janoary: fibebahan’i Md Paoly
Ankalazain’ny Fiangonana anio ny herin’ny fahasoavan’Andriamanitra nanova an’i Saoly, ilay nirìn’Andriamanitra ho Paoly, nanao ny tenany ho bitika mba hisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra. “Mandehana ianareo amin’izao tontolo izao, mitoria ny Evanjely amin’ny voaary rehetra”: noraisin’ity Apôstôly ity ara-bakiteny izany iraka izany satria…