Zoma faha-18 mandavan-taona
Ny Evanjely anio dia fanamafisana indray izay efa nolazain’i Jesoa tany amin’ny toko faha-10 mba hanalan’ny mpianatra ao an-tsainy ny fiheverana fa misy lalan-kafa azony safidiana ankoatr’izay efa nizoran’Izy Mpampianatra, indrindra moa manoloana toe-tsain’ny mpianatra izay tsy mihevitra araka an’Andriamanitra…