HO AN’IREO KRISTIANINA ENJEHINA
LALAN’NY HAZO FIJALIANA
HO AN’IREO KRISTIANINA ENJEHINA
ho an’ny Fianakaviana Triniterasy any amin’ny Paroasy sy Sekoly tantanan’ny Trinitera na ho an’ireo te hiombona amin’ny fijalian’ny Eglizy enjehina noho ny finoana Tadiavin’izao tontolo izao afenina ny fanenjehana ny kristianina, hoy Papa François (Angelus 15 mars 2015 nivavahany ho…