ALAROBIA III KAREMY
Det 4, 1-9/ Salamo 147/ Mt 5, 17-19 “Ankehitriny ry Israely, henoy ny didy amam-pitsipika atoroko, hitandremanareo azy mba ho velona ianareo, ka hiditra sy hanana ny tany tany nomen’ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo”. Ny vakiteny voalohany dia mampahatsiaro antsika zavatra maro tokony hiainantsika noho ny batemy izay noraisintsika. Nomen’Andriamanitra ny Lalàna, ny torolalana…