Alarobia II Karemy
Jeremia 18, 18-20/ Salamo 30/ Md Matio 20, 17-28 “Andeha isika hitady tetika hamely an’i Jeremia, fa tsy ho faty ny lalàna ao amin’ny mpisorona, na ny hevitra ao amin’ny hendry, na ny tenin’Andriamanitra ao amin’ny Mpaminany”. Araka ny hevitry ny olona tamin’izany andro izany dia ny mpisorona, ny olon-kendry sy ny mpaminany no…