Zoma I Karemy
Ezekiela 18, 21-28/ Salamo 129/ Md Matio 5, 20-26 Ny toko fahavalo ambin’ny folon’ny Bokin’i Ezekiela (Dieu le rend fort, Andriamanitra no manome hery azy)Mpaminany dia fimenomenomana satria “ny ray no mihinana voaloboka marikivy ka ny zanany no madilo nify”. Ny hafa sy ny olona teo aloha no nanao ny nataony dia izay mandimby azy no…