Alarobia faha-enina mandavantaona
Tsy ankasa Boky Jenezy 8, 6-13.20-22/Salamo 115/ Ankasa Jakôba 1, 19-27/Salamo 14/ Md Marka 1, 22-26 Niverina tany amin’ny tanin’ny Mpanjono (Betsaida) indray i Jesoa sy ny Mpianany. Araka an’i Lioka (Lk 9, 10) dia tao no nizaran’i Jesoa ny Mofo ho an’ny olona dimy arivo, ho an’i Marka kosa, tany no nanirahan’i Jesoa ny Mpianatra…