Alahady faha-5 mandavantaona Taona A
Ny soa atao levenam-bola Izaia 58, 7-10/ Salamo 111/ 1 Kor 2, 1-5/ Md Matio 5, 13-16 Ho an’izay te ho mpianatr’i Kristy dia antsoiny hanaraka ny lalana lavorary mitondra amin’ny Fahasambarana. Izay moa no lohahevitry ny Evanjely tamin’ny alahady heriny (izay tsy novakiana noho ny fetin’ny nanolorana ny Tompo). Antsoin’i Kristy ho Fanasina sy…