Zoma faha-efatra mandavantaona
Tsy ankasa Hebrio 13, 1-9/Salamo 26/ Ankasa Siraka (Ekleziastika) 47, 2-13/Salamo 17/ Md Marka 6, 14-29 Iza moa i Jesoa? I Joany Batista ve no nitsangana ka afaka manao fahagagana lehibe toy izao? Izay no famintinana azon’i Herôda Antipà izay Tetrarka tao Galilea, ka naniry hahita an’i Jesoa manao fahagagana izy. Lazain’i Lioka anefa fa na…