Alatsinainy fahaefatra mandavantaona
Tsy ankasa Hebrio 11,32-40/ Salamo 30/ Ankasa 2 Samoela 15, 13-14.30; 16, 5-13a /Salamo 3 Md Marka 5, 1-20 Iza no anaranao? Izao avy ny fahotako mompera… Fa inona moa no hilan’i Mompera ny anaran’ny fahotantsika? Araka ny fiheveran’ny mpandroaka demony dia…