Facebook

facebook
Njara Pascal
TRINITERA a:
tanti amici
tanti foto
0 note
la bibbia da scrivere sulla bacheca
...
ary miandry anao mba hanome tanana hanatsara ny fitaovam-pifandraisana

Entra in Facebook


Ciao ,

Dia seha-pifandraisana tsy azo ihodivirana izy ity.
Tsy filazalazana foana izay tsy tokony haseho masoandro anefa fa azo araraotina tsara hidradradradrana ny VAOVAO MAHAFALy nentin'i Kristy.
Miandry anao izay niangaran'ny vintana ka afaka mikirakira ny tranonkalam-pifandraisana

Grazie,
Njara

Per iscriverti a Facebook, usa il link in basso:
Mba hisoratra anarana : dia fidio ny langue
http://www.facebook.com/p.php?i=1008694441&k=R2C6Q3WRSYVM5BD1QB6YYWSU2WK&r
È stato inviato un invito a iscriversi a Facebook
L'indirizzo degli uffici di Facebook è: 1601 S. California Ave., Palo Alto, CA 94304.

YOUTUBE DU PAPE

VAOVAON'NY CHAPITRE MORAMANGA

Tatitra avy amin'i Frère Jean Claude Mpitantsoratry ny Chapitre

Mifarana ny tapany voalohany, natokana ho amin'ny fifidianana ireo ho tompon'andraikitra amin'ny telo taona manaraka.... Eo am-piandrasana ny tapany faharoha hamolavolana ny drafitr'asa sy ny fandaharan'asa amin'ny volana febroary ho avy izao. Voafidy ho MINISITRA PROVINSIALY i Mompera PIERRE RAMANANANDRO, Vikera manampy azy i Mompera MARCEL RAZAKAMADY, ho MPANOLOTSAINA i Mompera JOSE HERNANDEZ SANCHEZ, i Mompera DOMENICO FERRAZZA, i Mompera FRANçOIS XAVIER TSIADIANA ary ny Mpitantsoratra Mompera SOLOFO RAZANAKOTO. Ho entintsika am-bavaka izany adidy mavesatra ankinina amin'izy ireo, hifanohanantsika ho Manome voninahitra ny Trinite Masina sy ho Mpanafaka marina tokoa, araka ny lovam-panahy navelan'i Joany Raintsika

VAOVAO TSELATRA

DOSSIER FIDES
Trinitari e Mercedari

FANDAHARAM-POTOANA

SOSON-KEVITRA AVY AMINAO

Sitrakay tokoa ny handray ny sosonkevitra avy aminao na izay mety ho fanatsarana na ireo vaovao tianao hifampizarana amin'ny Sakaizan'ny Trinitera.

Azonao atao ny manoratra ho anay